site map

webhotel

Hôtel des Sports
Bagnères-de-Luchon - France

version française
français

non-smoking
Hôtel des Sports at Bagnères-de-Luchon is entirely non-smoking
hotel

votre annonce
    gratuite !

A quick introduction to the Hôtel des Sports, in Malagasyphotographic guide


Malagasy
Maika be ve ianao: indro ary ny tsara ho fantatra indray topimaso.

Ny Hôtel des Sports, efitrano 13 habitaciones, kintana iray, dia hotely antonotonony tantanana mpianakavy, eto Bagnères-de-Luchon, tena anivon'ny tangorombohitry ny Pirene, mira halavirana amin'ny ranomasimbe Atlantika sy ny ranomasina Mediterane, haavontoerana 623 m.

Ny Hôtel des Sports dia hotely tsy azo ifohana tanteraka; 100 m miala ny gara no misy azy, anaty kartie milamina tokoa, folo minitra miala ny afovoan'ny tanana raha mandeha tongotra.

Mba hanamafisana ny fisian'ny efitrano dia azonao atao ny miantso anay amin'ireto nomerao ireto: 05 61 79 97 80, raha eto Frantsa ianao.
+33 5 61 79 97 80, raha ivelan'iFrantsa no misy anao.

Azonao antariby izahay manomboka amin'ny 7 maraina ka hatamin'ny 8 alina.

Ny famandrihantoeranao dia azo antoka hatramin'ny mitataovovonana: ankoatr'izay dia tsy maintsy mametraka avansy na ny nomerao CB ianao.

Back to flags pages      ou      Back to alphabetical list

hotel    Luchon    activities    contact    guide



This site was created by KaROM ltd validated XHTML 1.0 and CSS
last update: February 7, 2007